|
|
|
|

Entry1  karatra isan-dahy
Elementary words  2  karatra, 3  isa, 4  lahy
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  karatra naloan' ny vatan-dehilahy rehetra mihoatra ny 21 taona teo aloha [1.1]
Synonyms  7  karatra vidin-doha

Updated on 2025/10/11